|
|
|
|

Teny iditra 1  mihondratra
Fototeny  2 hondratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miontana, taitra: Nihondratra ny fony nahita anjanany nianjera
8 Mangovitry ny tahotra
9 Mirongatra, mirofotra: Efa mihondratra ny bonibonin' i Naivo kely [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20