|
|
|
|

Teny iditra 1  mihoninkonina
Fototeny  2 honinkonina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sahirana, lany andro amin' ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina ela loatra ny vehivavy rehefa hiovaka ny trano
9 Manao zavatra amim-pidrahodrahoana; tsy mailaka: Mihoninkonim-pamindra Rabe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 S’embarrasser, agir maladroitement, se remuer avec gêne: Aza mihoninkonina ela loatra ao an-trano (Ne vous attardez pas dans la maison pour un tas de petites choses) ~ Mihoninkonim-pamindra izy (Il marche lourdement) [1.3#266]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21