Teny iditra mihorifika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mientan-dratsy, miontana, manaitra: Nihorifika i say nahita ny fivotrin'ny tentele mereke andro (Nientan-dratsy izy nony nahita ny fitangoronan'ny tantely merikandro) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31