|
|
|
|

Teny iditra 1  mihoripika
Fototeny  2 horipika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mirintona hiala, manalavitra tsy tia na sosotra: Izany anie no farihy manantsika tsiriry,-- ka izay mihoripika ihany no manenina. (Rajaonah Tselatra) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20