|
|
|
|

Teny iditra 1  mihorohoro
Fototeny  2 horohoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra
9 Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to tremble, to shudder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 trembler, frémir [1.8]
Ohatra  12  mihorohoro dia mihorohoro ny tany; [2.996]

Fivaditsoratra  mihorohoro, 13 mirohoroho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20