|
|
|
|

Teny iditra 1  mihosy
Fototeny  2 hosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manitsakitsaka
9 Manalemy ny bainga vonton-drano amin' ny fanitsakitsahan' ny tongotry ny omby azy mba hambolena ny ketsa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to trample the mud in ricefields [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 piétiner les rizières [1.8]
Ohatra  12  akory ity no zatovo tsy mihosy / akory ity no tsy mamboly tsy mamafy fa finaritra mamotsy hoho [2.131]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihosy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21