|
|
|
|

Teny iditra 1  mihotana
Fototeny  2 hotana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Taitra ka mivarahontsana na mientan-kafaliana: Nihotana iray ihany ny foko nandre ny nahafahan' ny zanako fanadinana [1.1]

Fivaditsoratra  8 amantohy, 9 mahatony, 10 mahotina, 11 mañatohy, 12 miantoha, mihotana, 13 mitohana, 14 motahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20