Teny iditra | 1 mihotana (hotana) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Taitra ka mivarahontsana na mientan-kafaliana: Nihotana iray ihany ny foko nandre ny nahafahan' ny zanako fanadinana [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 7 mahotina, miantoha, mihotana, mitohana, motahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |