Teny iditra mihovihovy (hovihovy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mangatsiaka, mangovitry ny hatsiaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihovihovy
Ny lasa : nihovihovy
Ny hoavy : hihovihovy
Tovy hevitra mangovihovy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20