Teny iditra miibo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miibo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miibo
Ny lasa : niibo
Ny hoavy : hiibo
Tovy hevitra miabo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31