|
|
|
|

Teny iditra 1  miisalahy
Fototeny  2 isalahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifarimbona amin' ny asa iray ka mitovy ny anjara raisin amin' izany: Ny angatahina amintsika rehetra dia ny hiisalahy amin' ity raharaha ity [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20