|
|
|
|

Teny iditra 1  mijojo
Fototeny  2 jojo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha mizotra tsara misononoka: Mijojo erỳ izany fandehan' ity milina ity izany
8 Latsaka moramora, mikararana (orana): Nijojo ny orana hatramin' ny roa ka hatramin' ny telo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20