|
|
|
|

Teny iditra 1  mijoloka
Fototeny  2 joloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miditra, mitsofoka: Tonga dia nijoloka tao anatin' ilay akanjobe izy ka tsy fantatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20