Teny iditra | 1 mijoy |
Fototeny | 2 joy |
Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Latsaka, mirotsaka foana tsy miato: Mijoy ny orana amin' ilaifito 5 Mitomany tsy an-kijanona: Asa na marary io zazakely io na maninona fa mijoy foana ny ranomasony. / Ny maso mijoy toa patrakala. (Ny Avana) [1.1#689] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to cry, to weep 7 rainy [1.2#304] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 couler, tomber longtemps, ruisseler: Mijoy ny ranon' erika (La bruine ne cesse de tomber) 9 pleurer avec beaucoup de larmes: Nijoy ny ranomasony (Ses larmes ruisselaient) ~ Nojoy ny zazakely (L'enfant pleurait) [1.3#298] |
Ohatra |
10 Mitaraina Ibeby anaty lambany ao, mainka koa indreny Mipatraka mijoy fa feno mitatao ny ranomason-dreny. [1.220#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 14 mijoy, miojy |
Nohavaozina tamin' ny 2021/06/24 |