Teny iditra (1/2) | 1 mika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haitoetrandro |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny rahona ambony [Tsimihety]
[1.1] 5 rahona [Tambahoaka, Tanosy] [1.78] |
Teny iditra (2/2) | 6 Mika |
Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Voambolana |
8 Soratra Masina |
Fanazavàna teny anglisy |
9 Micah: one of the books of the Bible [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 Michée: un des livres de la Bible [2.996] |
Ohatra |
11 Ny bokin' i mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [1.38] |
Tovy hevitra | 12 mikea, mikea |
Lahatsoratra |
13 Randzavola: Mika ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 14 kima, mika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10 |