Teny iditra | 1 mikadoño |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
migadona, zavatra mianjera amin-tany toy ny vato mianjera avy any ambony tanety, midoboka |
Tovy hevitra | 4 migadoño |
Fivaditsoratra | 5 mikadoño, mikodoña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |