|
|
|
|

Teny iditra1  mikahonkahona
Fototeny  2  kahonkahona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitomany lavareny, mijoy
5  Manao feon-tsaka minaonaona [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  ikahonkahonam, mikahonkahona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05