|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikaika
Fototeny  2 kaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitoloko, mitaraina [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  mikaika
Fototeny  9 kaika
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  15 [Tanala] miantso: Tsy olon-kikaika ka tsy voron-kañono (tsy misy olona hiantso ka tsy misy vorona haneno) [1.78]
16 Miantso: Aoka ianao hikaika mafy raha te ho reny [1.1]
Tovy hevitra  17 mihaika

Fivaditsoratra  mikaika, 18 mikiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22