|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikajy
Fototeny  2 kajy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Sihanaka] mitahiry [1.78]
9 Mitandrina, mikaly, mikolokolo [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  mikajy
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 manao asa marika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 calculer [1.13]

Fivaditsoratra  mikajy, 14 mikija, mikijà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19