Teny iditra mikanikany (kanikany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihomehimehy foana toa maneso na mananihany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikanikany
Ny lasa : nikanikany
Ny hoavy : hikanikany
Filaza mandidy : mikanikania

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20