| Teny iditra | 1 mikantsana |
| Fototeny | 2 kantsana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana
8 Mipentsompentsona erỳ rehefa miteny, manao teny tsy misy kitotony: Mikantsan-dava ireo tovovavy ireo [1.1] |
| Mpanahaka | 9 mikamentsona, 10 mipentsompentsona, 11 mitsaontsaom-bava, 12 mivatsavatsa |
| Fivaditsoratra | 13 manantsika, mikantsana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|