|
|
|
|

Teny iditra 1  mikaona
Fototeny  2 kaona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miray ny lohany, ny tendrony: Nikaona ny basin' ny miaramila
8 Miady, miady rafitra, tsy misy elanelany fa mipaka tsara: Tsy mikaona tsara ny rafitr' ity varavarana ity
9 Midona, mipoka, mipaika, mikatroka: Marary ny lohako fa nikaona tamin' ny rindrina
10 Mifanaraka, mifanara-tsaina, miray hevitra: Mikaona amin' ny zavatra maro izy roa lahy ireo. [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikaona

Fivaditsoratra  12 kamoina, 13 manaoky, 14 manioka, 15 mañoaky, 16 mianoka, mikaona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20