Teny iditra | mikapakapa (kapakapa (kapa)) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala] Entailler [1.6] | |
Ohatra | Ny feon' ireo antsin' ny mpanao kitay sisa heno mikapakapa mamaky ireo hazo maina sisa tavela.
[2.445] | |
Teny iditra | mikapakapa (kapakapa (kapa)) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala] Laper bruyamment (un animal) [1.6] | |
Fivaditsoratra | mikapakapa, mipakapaka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/13 |