Teny iditra | mikaraboka (karaboka) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mikaroka, mitady, mikatsaka: Soloaky ny mareña i ko save somatoto mikaraboka ny hitsine:Diso ny marina izy ka vizaka mikaroka ny hitsiny [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09 |