|
|
|
|

Teny iditra 1  mikaratsaka
Fototeny  2 karatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina
8 Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka [1.1]

Fivaditsoratra  9 karamatsaky, mikaratsaka, 10 mitsakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20