|
|
|
|

Teny iditra 1  mikaretsaka
Fototeny  2 karetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao
9 Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy
10 Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io
11 Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to pass or move rapidly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 passer rapidement, s'élancer [1.8]
Voambolana  14  Hetsika

Fivaditsoratra  15 mikaratsake, mikaretsaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20