|
|
|
|

Teny iditra 1  mikaroka
Fototeny  2 karoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitady fatratra: adiny telo aho nikaroka ilay vola very
9 Mikiky: Misy totozy mikaroha ao anaty vata
10 Mandinika ela sy mafy, mangaroka: Aza mikaroka zavatra lalina toy izany ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to scratch, to sound, to investigate, to look for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 fouiller, gratter, chercher; sonder, scruter [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mikaroka, 14 mikoràka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21