Teny iditra mikasaoka (kasaoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteraka feon-javatra toa mikasoka: Mikasaoka ny kodiaran' ity fiara ity
(fiteny somary baranahiny) Enti-milaza ny vola: Any ve ilay mikasaoka? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikasaoka
Ny lasa : nikasaoka
Ny hoavy : hikasaoka
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05