|
|
|
|

Teny iditra 1  mikasikasika
Fototeny  2 kasikasika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Tandremo sao mikasikasika anay mavo ranjo an!... [2.4#13]
8  raha mbola misy mikasikasika ny taniny, hono, ianareo, dia hotoriny any amin' ny fitsarana. [2.472#154]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20