| Teny iditra | 1 mikatraka |
| Fototeny | 2 katraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Maneno, heno mikepoka: Nidona tamin' ny vato ny lohakoha nikatraka terỳ
9 Heno misefosefo, misatrasatra: Mikatraka ny tratran' ity marary ity izany [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|