|
|
|
|

Teny iditra 1  mikatsakatsaka
Fototeny  2 katsakatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandehandeha etsỳ sy erỳ, mivoivoy: Reko mikatsakatsaka eran' ny tenako ny hidihidy noho ilay laim-panday
9 Mivezivezy toa mitady hanao ratsy, misaodisaody, mihaodihaody, misodisody: Nikatsakatsaka eran' ny saha nandritra ny alina ny mpangalatra [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21