|
|
|
|

Teny iditra 1  mikemo
Fototeny  2 kemo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha vao avy nodidiana
9 Sosotra, mandà tsy hanao: Nikemo ny anao lahy raha vao notenenin-drainy
10 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny: Nikemo tamin' ny fanekena nataony Rakoto [1.1]

Fivaditsoratra  11 komemy, mikemo, 12 mikome

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20