| Teny iditra | 1 mikendry |
| Fototeny | 2 kendry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitily: Mikendry vorona
9 Mitady hahazo: Tsy mikendry izany raharaha izany aho akory 10 Mikasa, manampo: Mikendry handeha izy rahampitso [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to aim at; to have in view
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 viser; se proposer, avoir en vue
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 13 mendriky, mikendry |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|