|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikiaka
Fototeny  2 kiaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno intsony [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 10  mikiaka
Fototeny  11 kiaka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko [1.1]

Fivaditsoratra  17 mikaika, mikiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21