Teny iditra | mikidona (kidona) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Malalaka, migodana [1.1] | |
Teny iditra | mikidona (kidona) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Mikotroka (varatra) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |