Teny iditra mikifaefae
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mitsanga-mahitsy: Ny vatolahy hoe ro mikifaefae tsa mangaike ko ny tatao ro tomoetsa tsa mba miandre (Ny vatolahy no mitsangana tsy miantso, hono, ka ny fanataovana no mitomoetra tsy mba miandry [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20