Teny iditra | mikikitra (kikitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifantsika, milozoka, mikely aina: Mikikitra amin' ny asa ity zazalahy ity Tia, miraikitra, miraikipo: Loza raha hikikitra amin' ny vola io Rangahy io [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | makikitry, mikikitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |