|
|
|
|

Teny iditra 1  mikimbato
Fototeny  2 kimbato
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mikiry tsy mety miteny: Nanontaniana izy, nefa nikimbato tsy azo natao ahoana amin' ahoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 S’obstiner à se taire [1.3#331]

Fivaditsoratra  9 mambotiky, 10 mikamboty, mikimbato

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20