|
|
|
|

Teny iditra 1  mikimpy
Fototeny  2 kimpy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikombona ny hodimaso ka tsy mahita (ny maso): Haverina ny kilalao fa tsy nikimpy tsara ny masonao ~ Nikimpy Rakoto niditra ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to keep one's eyes shut [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 Avoir les yeux fermés, fermer les yeux: Tsy nikimpy ny masoko halina (Je n’ai pas fermé les yeux la nuit dernière)
11 Figuré: supporter, endurer, faire semblant de ne pas voir, être avare sans compassion: Mikimpy tokoa izy, na dia haratsin' ny olona aza (Lors même qu’on dit du mal de lui, il fait semblant de ne pas voir) [1.3#331]
12 fermer les yeux [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mikimpy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21