Teny iditra | mikipaka (kipaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mikipaka io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |