|
|
|
|

Teny iditra 1  mikiraviravy
Fototeny  2 kiraviravy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin' ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony hazo teo ilay zazalahy noho ny tahony an' ilay biby [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 être suspendu, se suspendre, pendiller: Esory io famantaranandro mikiraviravy io, fandrao vaky (Enlevez cette montre qui est suspendue de peur qu’elle ne se casse) ~ Mahery mikiraviravy eny ambony hazo io zazalahy io (Ce garçon aime à se suspendre aux arbres) [1.3#335]
Ohatra  10  Raha mikiraviravy amin' ny tady ianao: fahakiviana, hisy tsy fanambinana. [1.381#]
11  mikiraviravy foana eran'ny hazo eny izy, sady biby adala ka tsy matahotra na mandosi-davitra akory na dia mahare feom-basy aza; [1.335#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20