|
|
|
|

Teny iditra 1  mikirazorazo
Fototeny  2 kirazorazo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihantona mila na toa hianjera: Nikirazorazo teny am-potony teny ny voankazo ka nampitelin-drora ny mpitsangantsangana [1.1]

Fivaditsoratra  mikirazorazo, 9 mikirozaroza

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04