|
|
|
|

Teny iditra 1  mikiribiby
Fototeny  2 kiribiby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitana mafy ny heviny tsy azo atao ahoana amin' ahoana: Mikiribiby hitondra ny zanany hanaraka azy izy ka tsy hita izay hatao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be obstinate in evil ways [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 L' obstiné s' entête comme les animaux. [2.415#6367]
11 s'obstiner dans le mal [1.8]
Ohatra  12  Saika tsy misy haintsika ny momba ireo relijiozy vavy, ireo pretra sy ireo mpino tsotra izay aina takona, aina tsy mirehareha, nefa tena mifofotra mafy, mikiribiby, ain' ny Fiangonana isan' andro vaky. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20