Teny iditra mikirindro (kirindro)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Matetika tsy misy elanelany, matevina, mikitroka, mifanizina: Hazo mikirindro [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05