Teny iditra mikitamby (kitamby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Misikina [1.78]
 Manao na mitondra kitamby [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikitamby
Ny lasa : nikitamby
Ny hoavy : hikitamby
Filaza mandidy : mikitambia
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05