|
|
|
|

Teny iditra 1  mikitika
Fototeny  2 kitika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manohina kely: Nikitika an' Ikoto Rabe mba handrosondroso kokoa erỳ aloha [1.1]
9 [Sihanaka] mandrisika, mampirisika [1.78]

Fivaditsoratra  mikitika, 10 mitakiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20