|
|
|
|

Teny iditra 1  mikitoantoana
Fototeny  2 kitoantoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy mitovy tantana ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona tsara fa miavo miiva: Mikitoantoana ny lalana mankatý aminareo izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be bumpy; to be rough (esp. of roads) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 être raboteux; inégal [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20