|
|
|
|

Teny iditra 1  mikizo
Fototeny  2 kizo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tonga mahantra, fadiranovana
8 Mandeha indray maka dia lanin' ny andaniny daholo ny vaton' ny tena (lalao fanorona) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Finir par tomber dans la misère
10 n’avoir qu’un coup à jouer avant de perdre tous ses pions [1.3#342]

Fivaditsoratra  mikizo, 11 mikozy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20