|
|
|
|

Teny iditra 1  mikobaka
Fototeny  2 kobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Voasasa ao anaty rano
9 Mampidi-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika ireo vody tahom-bary nojinjaina ka voasoroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be agitated (of water) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Agiter, remuer; être agité, troublé [1.3#343]
12 être agitée (se dit de l'eau) [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikobaka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mibokaka, mikobaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21