Teny iditra mikodàna (kodàna)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Midadasika ary makadiry: Mikodàna ny kianja
Malalaka: Mikodàna ny arabe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Etre spacieux, large, libre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikodàna
Ny lasa : nikodàna
Ny hoavy : hikodàna

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27